Manantena anao aho (Jocelyn Ranjarison)

Tompo ô ny foko
Mbola manantena Anao
Ianao no tokana Ilay
Ho avin’ny fiainako

Tompo ô ny foko
Dia mbola matoky Anao
Ianao Ilay masoandro iray
Fahazavan’ny androko

Na tsy fantatro aza
’zay anton’ny fiainako anio
sy ’reo ranomaso ’ndraindray
Mahakotsa ny tavako
Na tsy ho azoko aza
’zay fomba itodranao ahy
Dia matoky aho Tompo ô
Fa Ianao tsy handao ahy

1 vote. Moyenne 5.00 sur 5.

Ajouter un commentaire

Vous utilisez un logiciel de type AdBlock, qui bloque le service de captchas publicitaires utilisé sur ce site. Pour pouvoir envoyer votre message, désactivez Adblock.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site

×