Fomba famakiana ny Baiboly

 1. Vavaka fiantsoana ny Fanahy Masina

2. Vakiteny milamina sy mampifantoka ny Teny

3. Miezaka mitadidy ny Teny novakina

4. Mikaroka ny mety ho hevitry ny Teny novakina sy fieritreretana lalina

5. Mihevitra izay azo hampiharana mivantana ny Teny eo amin'ny fiainana manokana sy ny manodidina.

6. Hitarina ny fandinihana ny Teny amin'ny fampifandraisana azy amin'ny lahatsoratra hafa ao amin'ny Baiboly.

7. Mivavaka araka izay aingam-panahy nomen'ilay Teny.

8. Mandray fikasana tsara hotanterahina.

9. Mivavaka amin'ny alalan'ny Salamo

10. Fehezina ao anaty fehezanteny iray ny lahatsoratra novinaky mba hotadidiana sy hiainana

Ampiaro ary dia ho hitanao fa hazoto hamaky ny teny ianao!

Mamakia finaritra e dia ho Tahian'Andriamanitra

2 votes. Moyenne 4.00 sur 5.

Date de dernière mise à jour : 20/03/2012

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site

×